|
|
|
|

Entry mipepipepy (pepipepy)
Part of speech active verb
 Mivezivezy mankatsy mankaroa noho ny hatairana na ny haverezan-tsaina ka tsy mahita izay hatao sy haleha [1.1]
Morphology 
Present : mipepipepy
Past : nipepipepy
Future : hipepipepy
Imperative : mipepipepea

Updated on 2023/01/20