| Entry |
mipendrampendrana
(pendrampendrana (pendrana))
|
| Part of speech | active verb
|
| | (kintana) Mandefa hazavana toa mipararetra: Variana nijery ny kintana nipendrampendrana tao anatin' ny haizin' ny alina izy (olona) Heby maso, mipipy maso noho ny hazavana mahajemby [1.1]
|
| | Mihetsiketsika noho ny taratry ny hazavana [2.285]
|
| | Olona heby maso tsy mahajery tsara azon'ny hazavana mahajemby [2.313]
|
| | To be flickering, to be dazzling, to be glaring [1.2]
|
| | To blink, to be dazzled [1.7]
|
| | Clignoter [1.3, 1.8]
|
| | être ébloui [1.3, 1.8]
|
| | Vaciller, comme la flamme d'une bougie [1.3]
|
| | Papilloter (lumière) [1.8]
|
| Examples |
| 1 | Ny tsingenangena, na mipendrampendrana manjamanja dia ny mena.
[2.606]
|
| 2 | Fa baliaka dia baliaka, mipendrampendrana aok'izany, toa manantsika , sariaka, saingy lavitra ny tany.
[1.250]
|
|
| Morphology |
| Present : |
mipendrampendrana |
| Past : |
nipendrampendrana |
| Future : |
hipendrampendrana |
|
|