| Entry |
mipararetra
(pararetra)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Mangovitra izaitsizy, mihovitrovitra toy ny rano andravina: Nipararetra izy raha vao nahare izany Mihetsiketsika haingana dia haingana: Mipararetra ny tadin-dokanga raha tendrena [1.1]
|
| | To tremble, shake, or vibrate [1.2]
|
| | To vibrate, to tremble [1.7]
|
| | Vibrer, trembler [1.8]
|
| Examples | Mipararetra ny nofoko ny fahatahorana Anao, Ary matahotra ny fitsaranao aho.
[2.996]
|
| Morphology |
| Present : |
mipararetra |
| Past : |
nipararetra |
| Future : |
hipararetra |
| Imperative : |
miparareta |
|
|