| Entry |
miorika
(orika)
|
| Part of speech | active verb
|
| | [Tanala]
Miaka-drano, manaraka ny rano miakatra ho any amin'ny lohany (loharano) [1.78]
|
| | Miakatra avy any an' avan-drano mankany an-doharano, izany hoe any amin' ny toerana iavian' ny ranoamin' ny renirano.
[1.1]
|
| | Miakatra mankany andoharano [1.13]
|
| | To ascend, to go up against the stream. [mal. Mudik.] [1.2]
|
| | Remonter le courant de l'eau, monter [1.3]
|
| | Remonter le courant [1.13]
|
| Examples | ny miorika dia i Merina, ary ny mivalana dia i Marao.
[2.48]
|
| Morphology |
| Present : |
miorika |
| Past : |
niorika |
| Future : |
hiorika |
| Imperative : |
mioriha |
|
| Antonyms |
|
| Entry |
miorika
(orika)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Vomir [1.3]
|
| Vocabulary |
|
| Entry |
miorika
(orika)
|
| Part of speech | noun
|
| | Ny toerana misolampy miakatra avy any an-dohasaha ho any antenan-kavoana [1.1]
|
|
| Entry |
miorika
|
| Part of speech | noun
|
| | Minorant [1.13]
|
| Vocabulary |
|