| Entry | miomby (omby) | ||||||
| Part of speech | active verb | ||||||
| Enti-milaza ny bibindandy miova ho soherina: hodidininy ny tenany ny kofehy notehiriziny tao an-kibony izay manjary akoran-dandy, dia mibonoka matory ao izy [1.1] | |||||||
| Vocabulary | |||||||
| Examples | dia biby velona ampihinanina aminy amberivatry, dia miomby ny biby, dia tonga landy;
[2.48] | ||||||
| Morphology |
| ||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|