| Entry | mingodongodona (ngodongodona (ngodona)) | ||||||
| Part of speech | active verb | ||||||
| Mirohondrohona, maneno, manao tabataba mafy rehefa mamindra: Aza mingodongodona fa manaitra zaza [1.1] | |||||||
| To emit a hollow sound. [1.2] | |||||||
| Examples | Rehefa izany dia mandroso miditra ny madinidinika ka mingodongodona mafy sady mihira hoe: - "Varavaran' Andriambolamena : Telo fidirana toy ny akanjo, Mpandrafitra arivo toy ny fanantana.
[2.69] | ||||||
| Morphology |
| ||||||
| Synonyms | mingodona | ||||||
| Updated on 2023/02/25 |
|