|
|
|
|

Entry milotika (lotika)
Part of speech adjective
 Malemy boda: Milotika loatra ity vary ity
Maloto, misotisoty, misotitika: Hatramin' ny maraina ka hatramin' ny hariva, milotika foana ny tarehin' io zaza io
Sosotra mafy na tezitra any am-po: Milotika ny atin-dRamatoa iny nahita azy [1.1]

Updated on 2023/01/05