|
|
|
|

Entry miletaka (letaka)
Part of speech active verb
 Tsy mahazaka tena ka midaboka amin' izao: Miletaka ny tamboho
Mipetrapetraka any an-tranon' olona: Miletaka foana any antranon' olona Ikoto [1.1]
Morphology 
Present : miletaka
Past : niletaka
Future : hiletaka
Imperative : miletaha

Updated on 2023/01/20