| Entry | milazalaza (lazalaza (laza)) | |
| Part of speech | active verb | |
| [1.1] | ||
| Examples | Fomban' ny mponina ambanivohitra ny milazalaza amin' ny manodidina raha tahiany misy hiakatra sy hiantsena salasalam-potoana amin' ny herinandro, ny iray na ny vitsivitsy amin' izy ireny.
[2.470] | |
| Updated on 2023/01/20 |
|