| Entry | milatsaka (latsaka) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Mianjera: Nilatsaka teo ambony lohany ny biriky ka torana izy Mldina: Nilatsaka ny rahona fa ho avy angamba ny orana Avy, nirotsaka: Milatsaka ny orana fa ampidiro ny kitay Mirotsaka miasa: Antoandro loatra ny mpiasa omaly vao nilatsaka Miditra ho: Nilatsaka ho matilo izy Miditra, milentika: Nilatsaka tao anatin' ny foko ny nataonao [1.1] | |||||||||
| To fall, to drop, to lower, to enter [1.2] | |||||||||
| To fall down; to join up as a soldier, a member of something, etc [1.7] | |||||||||
| Tomber; s'engager; devenir membre [1.8] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/09/08 |
|