| Entry | mila sotasota | |
| Part of speech | locution | |
| Elementary words | mila, sotasota | |
| To seek an occasion for quarrelling. [1.2] | ||
| To pick a quarrel, to look for a quarrel [1.7] | ||
| Chercher querelle, chercher noise [1.8] | ||
| Examples | Araka ireny fanaony hita any am-pitetezam-paritany ireny, dia misotro toaka lava Rangahy io, ary rehefa mamo, hono izy dia, mivoaka any an-tanàna ary mila sotasota amin' izay sendra azy.
[2.472] | |
| Synonyms | mila tonony ~ mila vaniny | |
| Updated on 2023/06/14 |
|