|
|
|
|

Entry milaro (laro)
Part of speech adjective
 Miharo amin' ny laro; misy laro: Paraky tsy milaro no amidin' ilay Rangahy io [1.1]
 Having the laro in [1.2]

Updated on 2023/01/20