|
|
|
|

Entry milamoka (lamoka)
Part of speech active verb
 Mavesabesatra ta hatoritory: Milamoka izany ny masoko fa tsy nopizin-tory aho halina [1.1]
Morphology 
Present : milamoka
Past : nilamoka
Future : hilamoka
Imperative : milamoha

Updated on 2023/01/20