| Entry | mikosina (kosina) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Miforitra, mitavana mihosina amin' ny zavatra maloto: Mikosina amin' ny vovoka foana io zaza io ka maloto lava Misafosafo tena; mihaotra: Aza mikosina amin' ny rindrina Miaraka matetika amin' ny olona tsy mitovy hambonian-toetra amin' ny tena, amin' ny fatritran' olona: Mikosina amin' ny naman-dratsy io zazalahy io [1.1] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|