|
|
|
|

Entry mikororosy (kororosy)
Part of speech active verb
 Manao ankororosy
Mikodingy, mivarimbarina: Nikororosy tany an-tevana ilay mpangalatra
Midina, mitambororotra, izany hoe mikorotsaka fotsiny hatrany: Tia mikororosy (na tia manao ankororosy) ambonin' ny ranomandry ny mponina any andafy ~ Efa nikororosy ireo nanodinkodim-bolam-bahoaka teo aloha [1.1]
 To slide; to fall down [1.7]
 Glisser, dégringoler [1.8]
Examples Tsy inoako ny hoe mikororosy fahana ny olombelona ka hanjary ratsy noho ny taloha. [1.369]
Morphology 
Present : mikororosy
Past : nikororosy
Future : hikororosy
Imperative : mikororosia

Updated on 2023/05/20