| Entry | mikorapaka (korapaka) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Sady taitra no maika hanao, mirotoroto, dodona: Nikorapaka namonjy ny ronono nandroatra izy ka nianjera Mivarina, mianjera, miantonta: Nisy nanenjika azy ka nikorapaka tany an-kady ny anao lahy [1.1] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|