|
|
|
|

Entry mikoinkoina (koinkoina)
Part of speech active verb
 Mitaraina amin' ny tsy rariny na fampahoriana; mikafara; mimoimoy: Mikoinkoina ny vahoaka noho ny nataon' irea nitondra teo aloha [1.1]
 Murmurer, gémir, se plaindre [1.3]
Morphology 
Present : mikoinkoina
Past : nikoinkoina
Future : hikoinkoina

Updated on 2023/01/22