| Entry | mikodingy (kodingy) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Mianjera, midaboka dia mikodiadia: Nikodingy tany an-tevana ilay mpangalatra nenjehin' ny fokonolona [1.1] | |||||||||
| Dégringoler en roulant, rouler, courir sur une pente: Nikondingy teo ambonin' ny lohany ny tsihy (La natte a dégringolé sur sa tête) ~ Nianjera ny trano ka nikodingy tany an-tevana (La maison est tombé et a dégringolé dans le précipice) être dégradé, destitué [1.3] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|