| Entry |
mikiraviravy
(kiraviravy (raviravy))
|
| Part of speech | active verb
|
| | Mihantona mila hirotsaka tsy mitehika amin' ny tany: Dia nikiraviravy teo ambony hazo teo ilay zazalahy noho ny tahony an' ilay biby [1.1]
|
| | être suspendu, se suspendre, pendiller: Esory io famantaranandro mikiraviravy io, fandrao vaky (Enlevez cette montre qui est suspendue de peur qu’elle ne se casse)
~ Mahery mikiraviravy eny ambony hazo io zazalahy io (Ce garçon aime à se suspendre aux arbres) [1.3]
|
| Examples |
| 1 | Raha mikiraviravy amin' ny tady ianao: fahakiviana, hisy tsy fanambinana.
[1.381]
|
| 2 | Mikiraviravy foana eran'ny hazo eny izy, sady biby adala ka tsy matahotra na mandosi-davitra akory na dia mahare feom-basy aza;
[1.335]
|
|
| Morphology |
| Present : |
mikiraviravy |
| Past : |
nikiraviravy |
| Future : |
hikiraviravy |
| Imperative : |
mikiraviraveza |
|
|