| Entry | mikaratsaka (karatsaka) | ||||||
| Part of speech | active verb | ||||||
| Mamoaka feo mitovy amin' ny an' ny biby mitsakatsaka any anaty ahitra: Misy mikaratsaka ao anaty hazo ao rahalina Mamoaka feo mikepokepoka toy ny ravi-maina voahitsaka, mikaraoka: Mikaratsaka ny ravinkazo maina raha voahitsaka [1.1] | |||||||
| Morphology |
| ||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|