| Entry | mijofo (jofo) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Misondrotra, misavoana, mipololotra, mitambolimbolina: Nijofo ny vovoka tamin' ny nandalovan' ilay fiarakodia nirimorimo Tonga na mandroso amim-pahasahiana: Nijofo alina tany aminay Rasoa mianaka [1.1] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|