| Entry | mijaingy (jaingy) | ||||||
| Part of speech | active verb | ||||||
| Mandeha mirepirepy sy toa miahotrahotra, mandeha amin' ny famindra madinidinika nefa toa mangozohozo, mitongilana toa hianjera, marary: Nijaingy tahaka ny akoho voakapoka izy niala avy tao Mamindra toa mitsipitsipika: Lasa nijaingy ny anao lahy nony voatonona ny anarany [1.1] | |||||||
| Morphology |
| ||||||
| Synonyms | mijaingijaingy | ||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|