| Entry | mihorika (horika) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Migaga, mitalanjona: Tsy misy tsy nihorika nahita ny fahakingan' ilay tovolahy [1.1] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Entry | mihorika | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| [Sihanaka] Miakatra manatona ny loharano, mandoa (raha marary) [1.78] | |||||||||
| Updated on 2023/01/05 |
|