| Entry | mihono (hono) | ||||||
| Part of speech | active verb | ||||||
| Mamerina honohono, mitantara zavatra tsy natrehina fa araka ny filazan' olona fotsiny: Tsy maintsy Rasoa indray no nihono taty Tsy mahalala raha tsy avy amin' ny filazan' ny olona: Nahahenoheno momba ny fikasan' ise aho, Rakoto. -- Saika hiresaka aminao indrindra aho, ry dada, fa ianao indray ve no avala hihono? [1.1] | |||||||
| Morphology |
| ||||||
| Updated on 2023/07/17 |
|