| Entry |
mihinjihinjy
(hinjihinjy)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Mihinjitra, henjana: Loza fa nihinjihinjy foana teo ny sandriny Mampihenjana ny tena ka mampiridiridy azy: Nihinjihinjy toy ny maty ilay marary [1.1]
|
| | To be rigid, to be stiff [1.7]
|
| | être rigide, raide [1.8]
|
| Examples | Ny olona rahefa tifirina, hoy izy nanohy, raha vao bala iray no mahavoa azy, mihinjihinjy eo am-pitsanganana eo aloha izy, fa tsy mianjera avy hatrany.
[2.472]
|
| Morphology |
| Present : |
mihinjihinjy |
| Past : |
nihinjihinjy |
| Future : |
hihinjihinjy |
| Imperative : |
mihinjihinjia |
|
|