| Entry | mihetsika (hetsika) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Manova toerana ny tena na ny faritra iray amin' ny tena, amin' ny misy azy teo aloha: Mbola mihetsika ity biby ity fa tsy maty. / Mihetsika ny tongotry ny zaza Miseho, mifoha indray, velona indray: Nihetsika ny fanaviany androany hariva. / Raha mihetsika eo ny hatezerako, asa izay hanaovako anao Avadika: Hihetsika ny razana atsy ho atsy ka tonga daholo ny havana avy amin' ny lafy valo [1.1] | |||||||||
| Bouger, mouvoir, se mouvoir [1.13] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/05/24 |
|