| Entry | miherika (herika) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Mitodika any ivoho, na any an-kavanana na any an-kavia: Niherika izy no nahapotraka aza Mijery izay any aoriana ka atodika any ny loha: Niherika azy no nahatafintohina ahy Miraharaha, misahana, mikarakara: Aza miherika asa hafa afatsy ny anao [1.1] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/05 |
|