|
|
|
|

Entry mihelingelina (helingelina (helina))
Part of speech active verb
 Miverimberina na mivezivezy eo amin' olona ka manahirana azy: Nihelingelina teo Isambilo ka tsy vitako ny asako
Miseho vetivety miverimberina: Ela indray izay i Soa tsy nihelingelina taty; sao dia manavy àry izy? [1.1]
 To be restless, and thus cause annoyance. [1.2]
Morphology 
Present : mihelingelina
Past : nihelingelina
Future : hihelingelina
Imperative : mihelingelena

Updated on 2023/01/20