| Entry | mihebiheby (hebiheby) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Mivezika atsy mivezika aroa mba hampijanona: Lehilahy maro no nihebiheby ilay omby fa tsy nahasakana azy Mandositra hatraiza hatraiza: Nihebiheby ny ankizy nahita ilay soavaly nandrifatra Mihaodihaody: Misy lehilahy mihebiheby ao an-tokotany [1.1] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/05 |
|