|
|
|
|

Entry mihasina (hasina)
Part of speech active verb
 Maka fahasoavana, hery, fahefana: Tany Ambohimanga ny mpanjakan' Imerina no nihasina fahizay [1.1]
Morphology 
Present : mihasina
Past : nihasina
Future : hihasina

Entry mihasina (hasina)
Part of speech active verb
 Miolana, mikivilivily [1.1]
 Twisted. [1.2]
 être tordu, bercé [1.3]
Examples Rongony madinika mihasina avokoa ny lamba rehetra namefy ny kianja; [2.996]
Morphology 
Present : mihasina
Past : nihasina
Future : hihasina

Updated on 2024/02/19