| Entry | miharihary (harihary) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Hita na miseho manontolo tsy misy miafinafina: Mahafinaritra ahy ity trano ity fa miharihary tsara Marina tsy ilana porofo: Miharihary izao ny fahaizany fa nahazo voalohany izy tamin' ny mpianatra zato Menatra, mangasihasy: Niharihary foana teo izy nony novakin' ny olona ny laingany [1.1] | |||||||||
| Exposed, open, manifest; fig. ashamed. [1.2] | |||||||||
| To be evident, to be plain view [1.7] | |||||||||
| être en vue; être évident [1.8] | |||||||||
| Examples | Ary vao mainka mazava sy miharihary amin' ny eritreriny ny fahavoazany, izy io marary sy tsy mahita tory io.
[2.470] | ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|