|
|
|
|

Entry miharatsy (ratsy)
Part of speech active verb
  [1.1]
 Devenir mauvais, aller de mal en pis [1.3]
Examples 
1ary tsy hitanay izay varotra miharatsy; [2.366]
2Miharatsy ny andro, ary mihamahery ny onja. [2.471]
3Ny fivotrovotron'ny temimaso dia otrikaretina maharitra izay miharatsy miadana. [2.424]
Morphology 
Present : miharatsy
Past : niharatsy
Future : hiharatsy

Updated on 2023/05/14