|
|
|
|

Entry mihambo (hambo)
Part of speech active verb
 Milaza tena ho manana zavatra tsy ananana: Aza mihambo ny fahaizana tsy anananao
Mihambo harena izy
Miseho ho zavatra hafa noho ny tena: Mihambo ho Dokotera Rangahy iny [1.1]
 To boast, to brag, to vaunt, to pretend to have a right to something. [1.2]
 To pretend to be something; to pretend to have rights to something [1.7]
 Se faire passer de certaines choses [1.8]
Examples Misy mihambo ho manan-karena, nefa tsy manana na inona na inona; [2.996]
Morphology 
Present : mihambo
Past : nihambo
Future : hihambo
Imperative : mihamboa

Updated on 2023/09/13