|
|
|
|

Entry mihalaka (halaka)
Part of speech active verb
 Misy elanelana, mifampihataka: Mihalaka loatra ireto zana-kazo ireto
Mihataka: Misy biriky mihalaka amin' ity tamboho ity
Mihataka, misintona, miala: Nifanditra ny mpianatra ka nihalaka Ramose [1.1]
 To be separate, to go apart, to have a space between. [1.2]
Morphology 
Present : mihalaka
Past : nihalaka
Future : hihalaka
Imperative : mihalaha
Synonyms mihalakalaka

Updated on 2022/09/12