| Entry | mihahy (hahy) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Mipetraka amin' ny toerana misy hainandro mba ho maina: Jereo fa sao dia erý amin' ny lamba mihahy erý ny akanjon' ity zaza ity [1.1] | |||||||||
| To be drying by exposure to the sun or air. [1.2] | |||||||||
| To be out in the sun to dry [1.7] | |||||||||
| être exposé au soleil pour sécher [1.8] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|