|
|
|
|

Entry mihahohaho (hahohaho)
Part of speech active verb
 Misamonomonona manao feo re hatraiza hatraiza: Mihahohaho ny renitantely
Be dia be, maro be mihetsiketsika sarotra isafna: Mihahohaho ny olona tonga hijery lanonana
Manao feo tsy mazava tsara fa toa mifangaroharo [1.1]
 To wrangle; to speak in a low tone [1.2]
Morphology 
Present : mihahohaho
Past : nihahohaho
Future : hihahohaho
Imperative : mihahohahoa

Entry mihahohaho (hahohaho)
Part of speech active verb
  [Provincial] To disperse [1.2]

Entry mihahohaho
Part of speech active verb
 Mihetsiketsika sady misavoritaka [1.13]
 Grouiller [1.13]
Morphology 
Present : mihahohaho
Past : nihahohaho
Future : hihahohaho

Updated on 2022/09/12