| Entry |
mihabe
(be)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Mitombo hatrany: Mihabe ny orana [1.1]
|
| Examples |
| 1 | dia tsy vitany , noho ny fandrosoan'ny orana mihabe.
[2.59]
|
| 2 | Mihabe ronono ny tohatr' ombivavy nosarahina tamin-janany.
[2.470]
|
|
| Morphology |
| Present : |
mihabe |
| Past : |
nihabe |
| Future : |
hihabe |
|
|
| Entry |
mihabe
|
| Part of speech | noun
|
| | [Bara, Mahafaly]
(de miha et
be : grand).
Obetia radula (Baker) Baker ex B.D. Jacks. (Urticaceae). Ortie en arbre, atteignant jusqu'à 12 mètres de haut. Écorces à fibres de bonne qualité.
[1.196]
|
| Vocabulary |
| Scientific name | Obetia radula |
|