|
|
|
|

Entry migodana (godana)
Part of speech adjective
 Malalaka: Migodàna ny arabe aty an-drenivohitra
Manaram-po: Migodàna itony zatovolahy sy vavy aty aminareo [1.1]
 Wide, as a road or the floor of a room. [1.2]
Examples Voalazany tamn' izany ny firentirentin' ny jirony amin' ny alina, ny fahabetsahan' ny fiara misosa amin' ny arabe migodana, ny fifanosehan' ny olona miantsena, ny mpivarotra hani-masaka sy ny magazay lehibe mahafinaritra misy fitaratra. [2.470]

Entry migodaña
Part of speech active verb
  [Sihanaka] Manome tsiny, mankarary [1.78]

Updated on 2013/10/29