|
|
|
|

Entry mifofoka (fofoka)
Part of speech active verb
 Mianjera, mivarina, miantonta: Nifofoka tao anaty rano ilay zazalahy [1.1]
 To tumble down, to fall down. [1.2]
 Se jeter, se précipiter, tomber, être grippé: Nifofoka tao anaty rano ity adala ity (Cet imbécile est tombé dans l'eau) [1.3]
Morphology 
Present : mifofoka
Past : nifofoka
Future : hifofoka
Imperative : mifofoha

Updated on 2024/02/12