| Entry |
mifindra
(findra)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Miova fonenana na toerana: Nifindra atsy avaratra ry Dadatoa mianakavy Mipaka tonga hatrany amy...: Mifindra amin' ny taranaka mandimby ny aretina sasany Miova ho tonga: Nifindraho komonista ilay mpitondra tatsy ananona ka tsy nisy tsy gaga ny mpitazana satria olona mpanao mamifovelona izy io [1.1]
|
| | To remove, to change place, to migrate [1.2]
|
| | To move, to change place [1.7]
|
| | Changer de place, se mouvoir [1.8]
|
| Examples | Ny sasany indray leo monina, lasa nifindra any amin' ny toeran-kafa.
[2.472]
|
| Morphology |
| Present : |
mifindra |
| Past : |
nifindra |
| Future : |
hifindra |
| Imperative : |
mifindrà |
|
|
| Entry |
mifindra
(findra)
|
| Part of speech | adjective
|
| | To be contagious. [1.2]
|
|
| Entry |
mifindrÃ
(findra)
|
| Part of speech | imperative of active verb mifindra
|
| | [1.1]
|
| | [1.2]
|
| | [1.3]
|
|