| Entry | mifihitra (fihitra) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Mifikitra: Mifihitra amin' ny hazo ny vahy Mikely aina, milozoka, mikezaka: Mifihitra amin' ny fianarana ity zaza ity Mitana, mikiribiby: Mifihitra amin' ny heviny izy [1.1] | |||||||||
| To lay hold of, to grasp, to grip. [1.2] | |||||||||
| To cling [1.7] | |||||||||
| Se cramponner, s'attacher fortement [1.8] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Synonyms | mamihitra | ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|