|
|
|
|

Entry mifaritra (faritra)
Part of speech adjective
 Misy faritra, voafaritra: Tsy azony kasihinany tanintsika satria efa mifaritra mazava tsara
Misy dian-javatra na famantarana mipetaka: Misy mifaritra boribory mainty eo amin' ny handriny [1.1]
 Having a mark, having boundary lines. [1.2]

Updated on 2023/01/20