| Entry |
mifarana
(farana)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Vita, tapitra: Mifarana anio ny taom-pianarana Voala romoromo, vita mitovy tantana: Ataovy mifarana tsara ny volonao [1.1]
|
| | To terminate; to end up in a certain way [1.7]
|
| | être terminé, finir d'une certaine façon [1.8]
|
| Examples |
| 1 | Tokony hifarana ny lalao satria tsy maintsy hiantso azy ireo I dada sy neniny.
[2.470]
|
| 2 | Nanomboka nifarana ny fihadiana ny saha efatra araka ny drafitra natao tamin' ny voalohany.
[2.472]
|
|
| Morphology |
| Present : |
mifarana |
| Past : |
nifarana |
| Future : |
hifarana |
|
|
| Entry |
mifarana
(farana)
|
| Part of speech | adjective
|
| | Even, smooth, without inequalities. [1.2]
|
|