|
|
|
|

Entry mifanontona (tontona)
Part of speech active verb
 Tonga misesy ka ny eo tsy lasa, ny hafa avy ihany: Nifanontona ny raharaha androany ka saika tsy nahita fotoana hisakafoana akory aho
Mianjera amin' ny fotoana iray: Nifanontona androany ny fankalazana ny fanambadiany sy ny fanadinany [1.1]
Morphology 
Present : mifanontona
Past : nifanontona
Future : hifanontona

Updated on 2023/01/05