| Entry | mifanontona (tontona) | ||||||
| Part of speech | active verb | ||||||
| Tonga misesy ka ny eo tsy lasa, ny hafa avy ihany: Nifanontona ny raharaha androany ka saika tsy nahita fotoana hisakafoana akory aho Mianjera amin' ny fotoana iray: Nifanontona androany ny fankalazana ny fanambadiany sy ny fanadinany [1.1] | |||||||
| Morphology |
| ||||||
| Updated on 2023/01/05 |
|