|
|
|
|

Entry mifanontany (ontany)
Part of speech active verb
  [1.3]
Examples 
1Tsy mivola reo, tsy mifanontany : "Iha karamanao ino? [2.150]
2Hianareo mifanontany ny amin' ny teniko hoe: Rahefa afaka kelikely, dia tsy hahita ahy intsony hianareo [2.996]
Morphology 
Present : mifanontany
Past : mifanontany
Future : hifanontany

Updated on 2023/01/20