|
|
|
|

Entry mifanjana (fanjana)
Part of speech active verb
 Tsy misy mety manao asa iray fa miandry ny sasany ka manilika aminy
Tsy mety manao raha tsy kely noho ny an' ny hafa ny anjaran' ny tena [1.1]
 To urge one another to do a thing, to put off from one to another, to impose on others what each one shuns for himself. [1.2]
 To dispute about who is to do what [1.7]
 Se renvoyer le travail, la responsabilité [1.8]
Examples rehefa mifanjana, dia faharavana tanteraka no anjara. [2.285]
Morphology 
Present : mifanjana
Past : nifanjana
Future : hifanjana

Updated on 2023/01/20