| Entry | mifanitsy (hitsy) | ||||||
| Part of speech | active verb | ||||||
| Milahatra mahitsy: Tsy mifanitsy ireto andry telo ireto Mifanandrify, mifanatrika: Rangahy lehibe izay no nifanitsy tamiko teo am-pisakafoana Mifanaraka, sahaza: Mifanitsy amin' ny faniriako indrindra izany lazainao izany ~ Tsy mifanitsy aminy velively io asa io fa asa loatra ny nifidianany azy [1.1] | |||||||
| Aligné [1.13] | |||||||
| Morphology |
| ||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|