|
|
|
|

Entry mifanandro (anandro)
Part of speech active verb
 Mifandimby miasa araka ny andro nifanarahana; mifampizara andro hiasana amin' ny asa anankiray tokony hifarimbonana; ohatra: Ny alatsinainy andRabe, ny talata an-dRakoto, ny alarobia an-dRanaivo [1.1]
 To take in turn, to be reciprocal, to alternate. [1.2]
Morphology 
Present : mifanandro
Past : nifanandro
Future : hifanandro
Imperative : mifanandroa

Updated on 2023/01/20