|
|
|
|

Entry mifanakaiky (akaiky)
Part of speech active verb
 ĂȘtre proche l'un de l'autre [1.5]
Examples 
1Fito lahy ny mpimasy, mifanakaiky toerana. [2.472]
2Nifanakaiky loatra ny andro nanoratana azy ka tsy mahagaga akoly ny fitoviana toy izany. [1.38]
Morphology 
Present : mifanakaiky
Past : nifanakaiky
Future : hifanakaiky

Updated on 2023/01/20